rawestern

@rawestern
J'aime tous les genres de musique mais spécialement la musique malgache et surtout la musique country et blues. j'aime également la musique nostalgique.

mankafy ny karazana mozika rehetra. na gasy na vahiny na taloha na ankehitriny fa indrindra ny country izay tena ankafiziko tokoa. na dia izany aza dia hiezaka ny handefa karazan kira maro samy hafa ho anareo ny tenako. dia mazotoa daholo e!
e-mail: rawestern@hotmail.fr

http://www.dailymotion.com/group/49661